-
Ezekiela 26:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 dia hoentiko any amin’ny olona efa maty taloha ela be ianao sy izay miara-midina aminao any anaty lavaka.* Halefako hipetraka any amin’ny toerana ambany indrindra hoatran’ireny toerana taloha efa ravarava ireny ianao sy izay miara-midina aminao any anaty lavaka.+ Amin’izay dia tsy hisy hipetraka intsony ao aminao. Dia homeko voninahitra* ny tanin’ny velona.
-