Ezekiela 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:12 w07 1/8 8 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:12 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2007, p. 8
12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+