Ezekiela 30:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+
4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+