Ezekiela 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho fatin’ny sabatra daholo i Etiopia,+ Pota,+ Loda, ary ny olona avy any amin’ny firenena hafa rehetra.Ho fatin’ny sabatra koa i Koba,Sy ny mponina ao amin’ilay tany voafehin’ny fifanekena.”’* Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Ho fatin’ny sabatra daholo i Etiopia,+ Pota,+ Loda, ary ny olona avy any amin’ny firenena hafa rehetra.Ho fatin’ny sabatra koa i Koba,Sy ny mponina ao amin’ilay tany voafehin’ny fifanekena.”’*