Ezekiela 36:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ry zanak’olona, nolotoin’ny taranak’Israely tamin’ny fomba fiainany sy ny fanaony ny taniny, rehefa nipetraka tao izy ireo.+ Naloto hoatran’ny vehivavy tonga fotoana izy ireo tamiko, satria naloto fitondran-tena.+
17 “Ry zanak’olona, nolotoin’ny taranak’Israely tamin’ny fomba fiainany sy ny fanaony ny taniny, rehefa nipetraka tao izy ireo.+ Naloto hoatran’ny vehivavy tonga fotoana izy ireo tamiko, satria naloto fitondran-tena.+