Ezekiela 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, ny taranak’Israely manontolo ireo taolana ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Tsy manana fanantenana intsony izahay,+ fa tena vita hatreo ny aminay.’ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 37:11 rr 113-114; w16.03 29-30 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:11 Fivavahana Madio, p. 113-114 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2016, p. 29-30 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 24-25
11 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, ny taranak’Israely manontolo ireo taolana ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Tsy manana fanantenana intsony izahay,+ fa tena vita hatreo ny aminay.’
37:11 Fivavahana Madio, p. 113-114 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2016, p. 29-30 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 24-25