Ezekiela 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ka ho fifanekena mandrakizay izany. Hapetrako ao amin’ny taniny izy ireo, ary hataoko lasa maro be.+ Dia hataoko eo aminy mandrakizay ny toerako masina. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 37:26 w24.06 3; rr 134; w10 15/3 27-28; w91 1/6 18-19 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:26 Fivavahana Madio, p. 134 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2010, p. 27-281/6/1991, p. 18-19
26 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ka ho fifanekena mandrakizay izany. Hapetrako ao amin’ny taniny izy ireo, ary hataoko lasa maro be.+ Dia hataoko eo aminy mandrakizay ny toerako masina.