Ezekiela 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Firenena be dia be no miaraka aminao, dia i Gomera sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, ary ny miaramilany rehetra.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Firenena be dia be no miaraka aminao, dia i Gomera sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, ary ny miaramilany rehetra.+