11 Dia hiteny ianao hoe: “Hanafika an’ilay tany misy tanàna kely tsy voaro aho.+ Hamely an’ireo olona miadana sy milamina ary tsy misy manakorontana aho, izany hoe izay rehetra mipetraka ao amin’ny tanàna kely tsy misy manda na bara hidiny na vavahady miaro azy.”