Ezekiela 41:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Norefesiny ny rindrin’ny tempoly, ka enina hakiho ny hateviny. Nisy efitrefitra nanodidina an’ilay tempoly, ka efatra hakiho ny sakany.+
5 Norefesiny ny rindrin’ny tempoly, ka enina hakiho ny hateviny. Nisy efitrefitra nanodidina an’ilay tempoly, ka efatra hakiho ny sakany.+