-
Ezekiela 41:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nisy tohatohatra miolakolaka* teo amin’ny andaniny roa amin’ilay tempoly. Nihanalalaka izy io arakaraka ny niakarana tany amin’ny efitrefitra ambony.+ Rehefa niakatra ho any amin’ny farany ambony ny olona iray avy tany amin’ny farany ambany, ary nandalo tao amin’ny rihana voalohany, dia nihanalalaka ireo efitrefitra, isaky ny niakatra rihana izy.
-