-
Ezekiela 41:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hitako fa nisy lampivato nanodidina an’ilay tempoly. Ny haavon’ny fototry ny efitrefitra avy teo amin’ny tany ka hatreo amin’ny zorony, dia nirefy bararata iray manontolo, izany hoe enina hakiho.
-