Ezekiela 41:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dimy hakiho ny hatevin’ny rindrina ivelan’ny efitrefitra. Ary nisy faritra babangoana* teo amin’ny sisin’ny efitrefitra, izay anisan’ilay tempoly.
9 Dimy hakiho ny hatevin’ny rindrina ivelan’ny efitrefitra. Ary nisy faritra babangoana* teo amin’ny sisin’ny efitrefitra, izay anisan’ilay tempoly.