Ezekiela 41:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia norefesin’ilay lehilahy ilay tempoly, ka 100 hakiho ny lavany. Nisy 100 hakiho koa, raha atambatra, ny refin’ilay faritra babangoana sy ilay tranobe* ary ny rindriny.
13 Dia norefesin’ilay lehilahy ilay tempoly, ka 100 hakiho ny lavany. Nisy 100 hakiho koa, raha atambatra, ny refin’ilay faritra babangoana sy ilay tranobe* ary ny rindriny.