Ezekiela 48:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ny sisiny atsimo eo akaikin’ny sisin-tanin’i Gada, dia manomboka eo Tamara+ ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ilay Renirano,*+ ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.* Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:28 Fandalinana, Boky 1,
28 Ny sisiny atsimo eo akaikin’ny sisin-tanin’i Gada, dia manomboka eo Tamara+ ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ilay Renirano,*+ ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.*