Daniela 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izay tsy miankohoka na mivavaka amin’ilay sarivongana dia hatsipy ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.+
11 Ary izay tsy miankohoka na mivavaka amin’ilay sarivongana dia hatsipy ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.+