27 Ary hitan’ny lehibem-paritany sy ny mpiadidy sy ny governora ary ny manam-pahefana ambony tafavory teo+ fa tsy nampaninona azy ireo ny afo.+ Tsy nisy nikainkona koa ny volon-dohany, tsy niova ny fitafiany ivelany, ary tsy nisy fofon’afo akory aza taminy.