Daniela 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy manam-pahefana ambony telo niandraikitra azy ireo, ka anisan’izany i Daniela.+ Nandefa tatitra tsy tapaka tany amin’ireo manam-pahefana ambony ireo ny lehibem-paritany,+ mba tsy hisy fatiantoka ho an’ny mpanjaka. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:2 dp 115-116 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Daniela, p. 115-116
2 Nisy manam-pahefana ambony telo niandraikitra azy ireo, ka anisan’izany i Daniela.+ Nandefa tatitra tsy tapaka tany amin’ireo manam-pahefana ambony ireo ny lehibem-paritany,+ mba tsy hisy fatiantoka ho an’ny mpanjaka.