Daniela 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Farany, dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo, ka niteny hoe: “Ry mpanjaka ô, tadidio fa araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, dia tsy azo ovana izay fandrarana na lalàna efa navoakan’ny mpanjaka.”+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:15 dp 120 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:15 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 120
15 Farany, dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo, ka niteny hoe: “Ry mpanjaka ô, tadidio fa araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, dia tsy azo ovana izay fandrarana na lalàna efa navoakan’ny mpanjaka.”+