Daniela 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy eo dia nisy vato nalaina nanampenana an’ilay* lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olona ambony ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:17 mrt lahatsoratra 12
17 Avy eo dia nisy vato nalaina nanampenana an’ilay* lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olona ambony ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.