Daniela 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Namirapiratra hoatran’ny krizolita+ ny vatany, toy ny tselatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony. Hoatran’ny varahina nokosehina hangirana ny sandriny sy ny tongony,+ ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:6 dp 202-203 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:6 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 202-203
6 Namirapiratra hoatran’ny krizolita+ ny vatany, toy ny tselatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony. Hoatran’ny varahina nokosehina hangirana ny sandriny sy ny tongony,+ ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony.