Daniela 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hanao izay tiany ilay ho avy hamely ny mpanjakan’ny atsimo, ka tsy hisy hahatohitra azy. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto* izy,+ ary hanana hery handripahana. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:16 dp 224 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:16 Faminanian’i Daniela, p. 224
16 Ary hanao izay tiany ilay ho avy hamely ny mpanjakan’ny atsimo, ka tsy hisy hahatohitra azy. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto* izy,+ ary hanana hery handripahana.