Hosea 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hofaiziko izy satria nanokana andro hanaovana sorona ho an’ny sarin’i Bala.+Nihaingo izy tamin’izay ka nanao peratra sy firavaka, ary nanenjika an’ireny lehilahy niarahany ireny.Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.
13 Dia hofaiziko izy satria nanokana andro hanaovana sorona ho an’ny sarin’i Bala.+Nihaingo izy tamin’izay ka nanao peratra sy firavaka, ary nanenjika an’ireny lehilahy niarahany ireny.Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.