Hosea 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’Israely,Fa miady amin’ny mponin’ity tany ity any amin’ny fitsarana i Jehovah,+Satria tsy misy manao ny marina eto, na maneho fitiavana sy tsy mivadika, na mahalala an’Andriamanitra.+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 jd 57-62 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Fandalinana, Boky 1, Andron’i Jehovah, p. 57-62 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1987, p. 11
4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’Israely,Fa miady amin’ny mponin’ity tany ity any amin’ny fitsarana i Jehovah,+Satria tsy misy manao ny marina eto, na maneho fitiavana sy tsy mivadika, na mahalala an’Andriamanitra.+