Hosea 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy mba eritreretin’izy ireo mihitsy anefa hoe tsy hohadinoiko ny zava-dratsy rehetra ataony.+ Ny ataony ihany no mamandrika azy,Ary tsy misy miafina amiko ireny.
2 Tsy mba eritreretin’izy ireo mihitsy anefa hoe tsy hohadinoiko ny zava-dratsy rehetra ataony.+ Ny ataony ihany no mamandrika azy,Ary tsy misy miafina amiko ireny.