Hosea 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa rivotra no afafiny,Ka tadio no hojinjainy.+ Tsy mamoa ny varimbazaha na dia maniry aza.+Ary na mamoa aza dia tsy ahazoana lafarinina, Ary na ahazoana lafarinina aza, dia ny hafa firenena* no hihinana azy.+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:7 w05 15/11 26 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:7 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 26
7 Fa rivotra no afafiny,Ka tadio no hojinjainy.+ Tsy mamoa ny varimbazaha na dia maniry aza.+Ary na mamoa aza dia tsy ahazoana lafarinina, Ary na ahazoana lafarinina aza, dia ny hafa firenena* no hihinana azy.+