Hosea 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:1 w05 15/11 27 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 27
10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+