Hosea 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanampatra ny hatezerako aho. Tsy handringana an’i Efraima intsony koa aho.+Andriamanitra mantsy aho fa tsy olona,Ary izaho Ilay Masina eo aminareo.Tsy hamely anareo amin-katezerana aho.
9 Tsy hanampatra ny hatezerako aho. Tsy handringana an’i Efraima intsony koa aho.+Andriamanitra mantsy aho fa tsy olona,Ary izaho Ilay Masina eo aminareo.Tsy hamely anareo amin-katezerana aho.