Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+ Joela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:10 w98 1/5 10 Joela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:10 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 10
10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+