13 Mitafia lamba gony ary ataovy hita hoe misaona ianareo, ry mpisorona.
Midradradradrà ianareo manompo eo anoloan’ny alitara.+
Midira ka manaova akanjo gony mandritra ny alina, ry mpanompon’ny Andriamanitro.
Fa tsy misy mitondra fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ intsony ao an-tranon’ny Andriamanitrareo.