Joela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah. Joela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:14 w98 1/5 10-11 Joela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:14 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 10-11
14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.