4 Izao no tenin’i Jehovah:
‘Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo ny Joda,+ inefatra mihitsy aza.
Tsy niraharaha ny lalàn’i Jehovah mantsy izy ireo,
Sady tsy nanaraka ny fitsipiny.+
Ny lainga efa ninoan’ny razambeny ihany no namitaka azy ireo.+