Amosa 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy hahita toerana handosirana ny olona mahery mandeha.+Tsy hanana hery intsony koa ny olona matanjaka,Ary tsy hisy miaramila ho afa-mandositra ka hahavonjy ny ainy.
14 Tsy hahita toerana handosirana ny olona mahery mandeha.+Tsy hanana hery intsony koa ny olona matanjaka,Ary tsy hisy miaramila ho afa-mandositra ka hahavonjy ny ainy.