-
Amosa 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy mahalala hanao izay tsara izy ireo”, hoy i Jehovah,
“Nahery setra sy nandravarava izy ireo ka nahazo harena, ary tehiriziny ao amin’ny tilikambony voaro mafy ireny.”’
-