Amosa 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ‘Fa amin’ny andro hanasaziako ny Israely noho izy nikomy* foana,+Dia hopotehiko koa ireo alitara ao Betela,+Ary hotapahiko ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+ Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:14 Fandalinana, Boky 2,
14 ‘Fa amin’ny andro hanasaziako ny Israely noho izy nikomy* foana,+Dia hopotehiko koa ireo alitara ao Betela,+Ary hotapahiko ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+