Amosa 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Takinareo amin’ny mahantra ny hofan’ny saha voleny,*Nefa koa alainareo ho hetra ny varimbazahany.+Tsy hipetraka intsony ao amin’ny trano vato* naorinareo àry ianareo,+Ary tsy hisotro divay avy amin’ny tanimboaloboka tsara be novolenareo.+ Amosa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:11 si 149 Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:11 “Soratra Rehetra,” p. 149
11 Takinareo amin’ny mahantra ny hofan’ny saha voleny,*Nefa koa alainareo ho hetra ny varimbazahany.+Tsy hipetraka intsony ao amin’ny trano vato* naorinareo àry ianareo,+Ary tsy hisotro divay avy amin’ny tanimboaloboka tsara be novolenareo.+