Amosa 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fantatro fa mikomy* foana ianareo,Ary tena ratsy ny zavatra ataonareo.Mampijaly ny olo-marina ianareo,Sady mandray kolikoly.Tsy omenareo rariny koa ny mahantra eo am-bavahadin’ny tanàna.+ Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Fantatro fa mikomy* foana ianareo,Ary tena ratsy ny zavatra ataonareo.Mampijaly ny olo-marina ianareo,Sady mandray kolikoly.Tsy omenareo rariny koa ny mahantra eo am-bavahadin’ny tanàna.+