Amosa 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mangady lavaka ho any amin’ny Fasana* izy ireo,Dia any no hakan’ny tanako azy.Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy,Dia avy eny no hampidinako azy. Amosa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:2 w04 15/11 18 Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:2 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2004, p. 18
2 Raha mangady lavaka ho any amin’ny Fasana* izy ireo,Dia any no hakan’ny tanako azy.Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy,Dia avy eny no hampidinako azy.