Jona 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe tokony hifady hanina daholo. Nitafy lamba gony koa izy ireo, hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra. Jona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:5 ia 119-120; w09 1/4 15 Jona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:5 Fandalinana, Boky 2, Tahafo, p. 119-120 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2009, p. 15
5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe tokony hifady hanina daholo. Nitafy lamba gony koa izy ireo, hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra.