Jona 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nampaniry voatavomonta* i Jehovah Andriamanitra avy eo, mba hanalokaloka ny lohan’i Jona sy hanamaivamaivana ny fahoriany. Dia faly be i Jona tamin’ilay voatavomonta. Jona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Nampaniry voatavomonta* i Jehovah Andriamanitra avy eo, mba hanalokaloka ny lohan’i Jona sy hanamaivamaivana ny fahoriany. Dia faly be i Jona tamin’ilay voatavomonta.