-
Mika 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mandehana, ry mponin’i Safira, mandehana amin’izao ianao mitanjaka sy afa-baraka izao.
Tsy nety nandeha kosa ny mponin’i Zanana.
Hidradradradra ny olona ao Beti-haezela, ka tsy hanampy anao intsony.
-