Mika 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hetezo ny volonao ary ataovy sola ny lohanao, satria tratran’ny loza ny zanaka malalanao. Ataovy sola hoatran’ny lohan’ny voromahery ny lohanao,Satria natao sesitany lavitra anao ny zanakao.”+ Mika Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:16 w07 1/11 15; w89 1/8 14 Mika Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:16 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2007, p. 151/8/1989, p. 14
16 Hetezo ny volonao ary ataovy sola ny lohanao, satria tratran’ny loza ny zanaka malalanao. Ataovy sola hoatran’ny lohan’ny voromahery ny lohanao,Satria natao sesitany lavitra anao ny zanakao.”+