Mika 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Milaza ve ianareo, ry taranak’i Jakoba, hoe: “Fa angaha i Jehovah* lasa tsy mahandry? Sa izany mihitsy no fanaony?” Angaha ny teniko tsy hitondra soa ho an’ny olona manao izay mahitsy?
7 Milaza ve ianareo, ry taranak’i Jakoba, hoe: “Fa angaha i Jehovah* lasa tsy mahandry? Sa izany mihitsy no fanaony?” Angaha ny teniko tsy hitondra soa ho an’ny olona manao izay mahitsy?