Mika 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mandehana fa tsy fonenanareo intsony eto. Noho ny fahalotoana,+ dia tonga ny fandringanana, ary ho mafy be ilay fandringanana.+
10 Mandehana fa tsy fonenanareo intsony eto. Noho ny fahalotoana,+ dia tonga ny fandringanana, ary ho mafy be ilay fandringanana.+