Mika 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha misy olona manaonao foana sy mamitaka ka mandainga hoe: “Momba ny divay sy ny toaka no hotoriko aminao”, Dia zavatra mahafinaritra ny olona fotsiny no hotoriny.+
11 Raha misy olona manaonao foana sy mamitaka ka mandainga hoe: “Momba ny divay sy ny toaka no hotoriko aminao”, Dia zavatra mahafinaritra ny olona fotsiny no hotoriny.+