Mika 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa izao kosa no hitranga aminao, ry tilikambo fialokalofan’ny andian’ondry,Ry dongon-tanin’ny zanakavavin’i Ziona:+Hiverina aminao ilay fanjakana voalohany,*+Dia ilay fanjakan’i Jerosalema zanakavavy.+ Mika Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Fa izao kosa no hitranga aminao, ry tilikambo fialokalofan’ny andian’ondry,Ry dongon-tanin’ny zanakavavin’i Ziona:+Hiverina aminao ilay fanjakana voalohany,*+Dia ilay fanjakan’i Jerosalema zanakavavy.+