Nahoma 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rendremana ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô!Mijanona ao an-tranony ny olona ambony eo aminao. Miparitaka eny amin’ny tendrombohitra ny vahoakanao,Ary tsy misy mamory azy.+
18 Rendremana ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô!Mijanona ao an-tranony ny olona ambony eo aminao. Miparitaka eny amin’ny tendrombohitra ny vahoakanao,Ary tsy misy mamory azy.+