-
Zefania 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Haringako koa izay mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra.+
Haringako izay miankohoka ka mianiana fa tsy hivadika amin’i Jehovah,+
Nefa koa mianiana hoe tsy hivadika amin’i Malkama,+
-