Hagay 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Mahereza anefa, ry Zerobabela ô!’, hoy i Jehovah, ‘ary mahereza, ry Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka!’ “‘Mahereza daholo koa ianareo mponin’ity tany ity,+ ka miasà’, hoy i Jehovah. “‘Fa manampy anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Hagay Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:4 w21.09 15 Hagay Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2021, p. 15
4 “‘Mahereza anefa, ry Zerobabela ô!’, hoy i Jehovah, ‘ary mahereza, ry Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka!’ “‘Mahereza daholo koa ianareo mponin’ity tany ity,+ ka miasà’, hoy i Jehovah. “‘Fa manampy anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.