Zakaria 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Lazao amin’ny vahoaka hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “‘Miverena amiko’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hiverina aminareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”’ Zakaria Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:3 w89 15/9 31 Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1989, p. 31
3 “Lazao amin’ny vahoaka hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “‘Miverena amiko’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hiverina aminareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”’